Mangiky (D-Lain)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy manjary tononkira.serasera.org e!, ifsijt ny raha ataoko ato ô!
Depuis 'gny fotoagna nialanao taketo ô!
Tsy maha omankany, fa 'lay aminao agny e!
Ny foko, ny saiko isan'andro isan'andro ô!
Manakambo moa ny tena, ka miseho mahery e!
Nefa ny anatiko ao tsy mba mahafoy agnao vady e!
Ka na ino hadisoako, hivalozako baby e!
'Zaho tsy mahatokan-tena, miamby agnao ny trano ô! ô!
Ref:
*'Zaho mangiky e!, mangiky e!
'Zaho mangiky e!, revaly e!
Fiaigna toy tsy ampy sira, raha tsy misy anao ô! (x2)
(X2)
Pont:
Ka tsy misy anao ny fiainako fa hainao avao e!
Moromorotse tsizarizary ai! aihai!!
Ka na magnontany tegna ami-momba ahy 'ty fonao ô!
Mipoliagna malaky e!, fa iha ro tiako ô!
E!he!!, iha ro tiako ô!aôhô!!, malala eh! e!
Iha ro tiako ô!!! hôôô!!, Iha ro tiako ô!!!
('Zaho mangiky e!...)
Malala eh! e!, iha ro barbztmg tiako ô!, miamby agnao ny trano ai! aihai!!
*Mangiky e!(x3)

*'Zaho mangiky e!, mangiky qryhpekf e!
'Zaho mangiky e!, revaly e!
Fiaigna toy tsy ampy sira, raha tsy misy anao ô! (X4)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : D-LainHits : 4280
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 02/09/2022 08:39