Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fo madio (CTLI (Chorale Taratry ny Lanitra Isoavinandriana mananara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ny fo madio sy masina no mendrika hidera Anao Jeso
Ny olo-marina no mendrika hanonona ny anaranao
Izay nandray ny fanahy masinao
No sitrakao hidera sy hankalaza koa ny voninahitrao
ref: satria masina tokoa Hianao Ry Ray
ka mankahala ota sy haratsiam-panahy
Kanefa Hianao dia mbola vonona ny handray
Anay mpanota izay nania hatrizay
mpanota oh avia re ka manantona
tapaho ny hevitrao andeha ka mivonona
koa faingana ianao
banjino tononkira.serasera.org Jeso
fa sas-miandry anao.
2/Izaho koa Ry Tompo mba maniry ny te hankalaza Anao
fa mamiko indrindra ny shgzkhc hanandratra ilay fitiavanao
malemy vixllb anefa ka tsy mendrika ty zaho
kanefa manantena famonjena noho kxehcim ny ran'ny zanakao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CTLI (Chorale Taratry ny Lanitra Isoavinandriana mananara)Vangy : 947
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Yves R'Nhix
Daty : 18/04/2021 17:57