Reko ny antso (CTLI (Chorale Taratry ny Lanitra Isoavinandriana mananara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/He tonga ny ora vksqixeq sy fotoana izay handaozako ilay fiainako taloha namoizako Anao
Ka indro aho fa manoina izany antsonao Ry Ray ,
inty ny tenako maloto mba sasao.
Reko ny fmwhawk antso sy ny feonao Ry Tompo ka indro aho manolotena mba hanompo
Raiso aho manolo tànana aminao,amin’ny fo madio sy vaovao
Mino aho fa tsy ho lavinao ny faniriako dia ny ho Anao mandrakizay Ry Tompo tiako
2/Afoiko avokoa ny fahazaran-dratsiko tety
Afoiko noho ny fitiavako Anao
Fa babonao ny foko Ry Jeso malala be auhphtro fitia
Ampio tononkira.serasera.org aho hahay hifikitra Aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CTLI (Chorale Taratry ny Lanitra Isoavinandriana mananara)Vangy : 886
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Yves R'Nhix
Daty : 18/04/2021 17:57