You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

CTLI (Chorale Taratry ny Lanitra Isoavinandriana mananara)

2868

Nampiditra : Yves R'Nhix
Tamin'ny : 18/04/2021 13:45:24

Mombamomba :
Antoko mpihira avy ao amin'ny FPVM Isoavinandriana Ambatomena Mananara
niorina tamin'ny fomba ofisialy ny volana jolay 2011.
Ny FPVM Isoavinandriana Mananara dia ao anatin ny Commune Rurale Ambatomena Mananara ary Distrika Manjkandriana.
raha mandeha @ RN 2 ianao dia eo an tampon'i Maharidaza misy ilay carrière io no mivily mianavaratra ary mandalo an'Anjepy dia ao aloha ao
raha mandeha RN3 kosa dia eo Analamafana (hiditra an'Ambohibao atsimo) no mitsofoka miankavanana ary mandalo Andranomiady sy Atsimon'Ambatomena dia ao aloha ao.

Hametraka hevitra

Midira aloha