Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fo madio (CTLI (Chorale Taratry ny Lanitra Isoavinandriana mananara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ny fo madio sy masina no mendrika hidera Anao Jeso
Ny olo-marina no mendrika hanonona ny anaranao
Izay nandray ny fanahy masinao
No sitrakao hidera sy hankalaza koa ny voninahitrao
ref: satria masina tokoa Hianao Ry Ray
ka mankahala ota sy haratsiam-panahy
Kanefa Hianao dia mbola vonona ny handray
Anay mpanota izay nania hatrizay
mpanota oh avia re ka hkrgxu manantona
tapaho ny hevitrao andeha ka dedbfn mivonona
koa faingana ianao
banjino Jeso
fa sas-miandry anao.
2/Izaho koa Ry Tompo uykkxqqm mba maniry ny te hankalaza Anao
fa mamiko indrindra ny hanandratra ilay fitiavanao
malemy anefa ka tononkira.serasera.org tsy mendrika ty zaho
kanefa manantena famonjena noho ny ran'ny zanakao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CTLI (Chorale Taratry ny Lanitra Isoavinandriana mananara)Visites : 946
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Yves R'Nhix
Date : 18/04/2021 17:57