Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fo madio (CTLI (Chorale Taratry ny Lanitra Isoavinandriana mananara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ny fo madio sy masina no mendrika hidera Anao Jeso
Ny olo-marina no mendrika hanonona ny anaranao
Izay nandray ny fanahy masinao
No sitrakao hidera sy qusaciaf hankalaza koa ny voninahitrao
ref: satria masina tokoa Hianao Ry Ray
ka mankahala ota sy haratsiam-panahy
Kanefa qngk Hianao dia mbola vonona ny tononkira.serasera.org handray
Anay mpanota izay nania hatrizay
mpanota oh avia re ka manantona
tapaho ny hevitrao andeha ka mivonona
koa faingana ianao
banjino Jeso
fa sas-miandry anao.
2/Izaho koa Ry Tompo mba maniry ny te hankalaza Anao
fa mamiko indrindra ny hanandratra ilay fitiavanao
malemy gsqfuo anefa ka tsy mendrika ty zaho
kanefa manantena famonjena noho ny ran'ny zanakao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CTLI (Chorale Taratry ny Lanitra Isoavinandriana mananara)Hits : 918
Likes : 0 Like
Created by : Yves R'Nhix
Date : 18/04/2021 17:57