Iarivo (CLUB-ACADEMY GROUP)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ivona Nosy iray mahasaropiaro
Tanàna lehibe
Ifaneraseran’ny uckvgy foko maro
Tany nahabe
Raha andalovana izy izay
Sarotra ialàna
Raha itoerana indray
Mahatamana
Analamanga anarany fahizay
Averina indray
Ho an’ireo tanora izay ssxzry taty afara
Io no Vohitsara
Fiv:
Iarivo, tononkira.serasera.org iarivo, Iarivo, tanàna tsy foina
Iarivo , Iarivo,Iarivo, tsy hay hadinoina
Iarivo, Iarivo, Iarivo, tanàna malaza
Iarivo, Iarivo,Iarivo, mbola sahaza
Iarahana mahita anie rey olona
Simba ny tanàna
Na endrika na fiaraha-monina
Toa mijotso tsy tana
Nefa anie ka efa hatrizay
Nofaritan’ny tantara
Fa Antananarivo anie ry lahy
No fon’I Gasikara
Ka ny fahendrena dia kergbru ny miara-misalahy
Hanarina azy indray e
Hamirapiratany ho hatrany an-dafy
Ho lazan’ny Gasy
CLUB-ACADEMY GROUP
A/C Aristide Randrianaivo
Tanàna lehibe
Ifaneraseran’ny uckvgy foko maro
Tany nahabe
Raha andalovana izy izay
Sarotra ialàna
Raha itoerana indray
Mahatamana
Analamanga anarany fahizay
Averina indray
Ho an’ireo tanora izay ssxzry taty afara
Io no Vohitsara
Fiv:
Iarivo, tononkira.serasera.org iarivo, Iarivo, tanàna tsy foina
Iarivo , Iarivo,Iarivo, tsy hay hadinoina
Iarivo, Iarivo, Iarivo, tanàna malaza
Iarivo, Iarivo,Iarivo, mbola sahaza
Iarahana mahita anie rey olona
Simba ny tanàna
Na endrika na fiaraha-monina
Toa mijotso tsy tana
Nefa anie ka efa hatrizay
Nofaritan’ny tantara
Fa Antananarivo anie ry lahy
No fon’I Gasikara
Ka ny fahendrena dia kergbru ny miara-misalahy
Hanarina azy indray e
Hamirapiratany ho hatrany an-dafy
Ho lazan’ny Gasy
CLUB-ACADEMY GROUP
A/C Aristide Randrianaivo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CLUB-ACADEMY GROUPVangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : clubacademygroup11
Daty : 20/10/2026 20:48
