Iarivo (CLUB-ACADEMY GROUP)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ivona fatzq tononkira.serasera.org Nosy iray mahasaropiaro
Tanàna lehibe
Ifaneraseran’ny foko maro
Tany nahabe
Raha andalovana izy izay
Sarotra ialàna
Raha itoerana indray
Mahatamana
Analamanga anarany fahizay
Averina indray
Ho an’ireo tanora izay taty afara
Io no Vohitsara
Fiv:
Iarivo, iarivo, Iarivo, tanàna tsy foina
Iarivo , Iarivo,Iarivo, tsy hay hadinoina
Iarivo, Iarivo, Iarivo, tanàna malaza
Iarivo, Iarivo,Iarivo, mbola sahaza
Iarahana jroquav mahita anie rey olona
Simba ny tanàna
Na endrika na fiaraha-monina
Toa mijotso tsy tana
Nefa anie ka efa hatrizay
Nofaritan’ny tantara
Fa Antananarivo anie ry lahy
No fon’I Gasikara
Ka ny fahendrena dia ny miara-misalahy
Hanarina azy indray e
Hamirapiratany ho hatrany an-dafy
Ho lazan’ny Gasy
CLUB-ACADEMY GROUP
A/C evvnd Aristide Randrianaivo
Tanàna lehibe
Ifaneraseran’ny foko maro
Tany nahabe
Raha andalovana izy izay
Sarotra ialàna
Raha itoerana indray
Mahatamana
Analamanga anarany fahizay
Averina indray
Ho an’ireo tanora izay taty afara
Io no Vohitsara
Fiv:
Iarivo, iarivo, Iarivo, tanàna tsy foina
Iarivo , Iarivo,Iarivo, tsy hay hadinoina
Iarivo, Iarivo, Iarivo, tanàna malaza
Iarivo, Iarivo,Iarivo, mbola sahaza
Iarahana jroquav mahita anie rey olona
Simba ny tanàna
Na endrika na fiaraha-monina
Toa mijotso tsy tana
Nefa anie ka efa hatrizay
Nofaritan’ny tantara
Fa Antananarivo anie ry lahy
No fon’I Gasikara
Ka ny fahendrena dia ny miara-misalahy
Hanarina azy indray e
Hamirapiratany ho hatrany an-dafy
Ho lazan’ny Gasy
CLUB-ACADEMY GROUP
A/C evvnd Aristide Randrianaivo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CLUB-ACADEMY GROUPVisites : 15
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : clubacademygroup11
Date : 20/10/2026 20:48
