HATANORANA (Clo Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cvcgtu HATANORANA
Malama ny hatanorana _ Ny ho avinao aza simbana
Tovovavy kely karanao mirenireny isanandro izao
ovao ny famindra fa tsy tsara _ aza utoj kivy fa mbola tsy tara
ny endrika sy bika entinao _ ataovy reharehan-dray sy reninao
REf : Mamanao maniry ary manantena
mba te ahazo valim-babena
amboaro ny ho avinao
anao k'aza maditra
toetry ratsy zeny azonao ilàna
tarehy tsaranao kaza simbana, amboaro ho avinao
mba mieritrereta a!a!
Fahendrena ftgnckt miantso anao mba hiverina
mipodiana dieny mbola tsy manenina
Avoty tenanao mba ho deraina
Ny vatanao aza zaraina
Ditra manimba tononkira.serasera.org fiarahamonina
Ny havanao koa mba menatr’olona
Ny rendrarendra tsy mba manam-petra
asanao, mieitrereta an!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Clo MahajangaVangy : 5655
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 27/11/2002 10:05