HATANORANA (Clo Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HATANORANA
Malama ny hatanorana _ Ny ho avinao aza simbana
Tovovavy kely karanao mirenireny dslru isanandro izao
ovao ny famindra fa tsy tsara _ aza kivy fa mbola tsy tara
ny endrika sy bika entinao _ qmdometz ataovy reharehan-dray sy reninao
REf : Mamanao maniry ary manantena
mba te ahazo valim-babena
amboaro ny ho avinao
anao k'aza maditra
toetry ratsy zeny azonao ilàna
tarehy tsaranao kaza simbana, amboaro ho avinao
mba mieritrereta a!a!
Fahendrena miantso anao mba hiverina
mipodiana dieny mbola tsy manenina
Avoty tenanao mba ho deraina
Ny vatanao aza zaraina
Ditra manimba bfnhkga fiarahamonina
Ny havanao koa mba menatr’olona
Ny rendrarendra tsy mba manam-petra
asanao, mieitrereta tononkira.serasera.org an!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Clo MahajangaVisites : 5568
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 27/11/2002 10:05