HATANORANA (Clo Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HATANORANA
Malama ny hatanorana _ Ny ho avinao aza simbana
Tovovavy kely karanao mirenireny isanandro xtlsz izao
ovao ny famindra fa tsy tononkira.serasera.org tsara _ aza kivy fa mbola tsy tara
ny endrika sy bika entinao _ ataovy reharehan-dray sy reninao
REf : Mamanao maniry ary manantena
mba te ahazo valim-babena
amboaro ny ho avinao
anao k'aza maditra
toetry ratsy zeny azonao ilàna
tarehy tsaranao kaza simbana, amboaro ho avinao
mba mieritrereta a!a!
Fahendrena miantso anao mba hiverina
mipodiana dieny mbola tsy manenina
Avoty tenanao mba ljyvn ho deraina
Ny vatanao aza zaraina
Ditra manimba fiarahamonina
Ny havanao koa mba menatr’olona
Ny pxawl rendrarendra tsy mba manam-petra
asanao, mieitrereta an!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Clo MahajangaHits : 5573
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 27/11/2002 10:05