You are here: home > Tononkira > Clo Mahajanga

Mieritrereta (Clo Mahajanga)

Malama ny hatanorana
ka ny ho avinao aza simbana
tovovavikely karaha anao
hirenireny isanandro izao
ovay ny famindra fa tsy tsara
aza kivy fa tsy mbola tara
ny endrika sy bika hoentinao
ataovy ho reharehan-dray sy reninao

Mamanao maniry ary manantena
mba te hahazo valim-babena
amboary ny ho avinao
anao ka aza maditra
toetry ratsy
zegny azonao ialana
tarehy tsaranao aza simbana
amboary ny ho avinao
ka mieritrereta

Fahendrena miantso mba hiverina
mimpodiana dieny mbola tsy manenina
avoty tenanao mba hoderatononkira.serasera.orgina
ny vatanao aza zaraina
ditra manimba fiaraha-monina
ny havanao koa mba menatra olona
ny rendrarendra tsy mba manam-petra
asanao mieritrereta

Mamanao maniry ary manantena
mba te hahazo valim-babena
amboary ny ho avinao
anao ka aza maditra
toetry ratsy
zegny azonao ialana
tarehy tsaranao aza simbana
amboary ny ho avinao
ka mieritrereta

Mamanao maniry ary manantena
mba te hahazo valim-babena
amboary ny ho avinao
anao ka aza maditra
toetry ratsy
zegny azonao ialana
tarehy tsaranao aza simbana
amboary ny ho avinao
ka mieritrereta

Mpihira : Clo Mahajanga
Mpamaky : 112
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : naina.ifh73
Tamin'ny : 18/06/2022 06:19:11
ID : 14311

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo