Ranomasom-birijiny (Clo Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ranomasom-birijiny
1° He ! Zakaina ity, takaitra henti-mandra-maty
Navelanao taminy, lanjainy na dia mafy
Toky mamy sy lainga madinika nalentikao ho kecd latsa-paka
Ny toeranao taloha nazonao ny soa natonga anao nanjaka
Hanaraka anao any ho any ny alahelo sy tomany ô
Ranomasom-birijiny
Hanaraka anao any ho tononkira.serasera.org any ny alahelo sy tomany ô
Ranomasom-birijiny
Hum ! hum !
2° Toerana iray toy ny tanana mangina mbola tsy nandalovana
Olona kars iray toy ny tenanao no nanitsak’ity fahadiovana
Nataony toy ny holatry ny fahazazana, sitrana raha avy naratra
Na efa tsy tsara tsy toy ny taloha, bikao raha mbola vonon-kitraka
Ranomaso tsy ritra fa mety ho maina
Hifandimbiasantsika, tsy maintsy hozaraina ô !
Todim-pitia anie ka fitia

Clo Mahajanga gwkrjbm

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Clo MahajangaVangy : 5096
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bditra
Daty : 23/07/2007 15:04