Riziky (Ckycky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mario Kifmuzik

1_Tiako Mahita Anao Mitsikitsiky (Ouh...)
Anao Mizara Hafanagna
Pretty Gyal Anao So Sweat ( So Sweat... )
Nazonao Tsisy Tÿ Hiala
   Fa Nomeanao Love Fantastique (Ouh...)
   Akôry Atao Tsy Ho Tamagna
   Fisianao Manday Riziky Anahy
   Fisianao Manday Riziky Anahy

Prés-ref:
      Lafa Vatanao Mipetaka Aminakahy
      Regniko Machiro Oh
      Koa Miakamiakatra Marimpàna Nakahy
      Antsika Hagnano Duo
Hiara-dia Tsy Hifagnambela
Hifankatia Maré Antsikaroa
Koa Sendra Miady Dia Mifamèla
Tsy Tiako Anao Hiala Lavitry Eh

Refrain:
        Ka Zegny Raha Mandalo Babe On Sans Fou Ouh...Ouh..
        Tiako Mba Ho Anjarako Anao Io Ouh...Ouh..
        Babe Anao Tsy Tiako Miala Lavitra Anakahy
        Efa Azonao Foko F'aza Magnahy
Raha Ny Fagniriako Agnilanao Fezay
Anjakao Koahy Ty Foko Eh
Fa Ma... (Ah... Ah..., Ouh...)
Ah... Ah...

2_Tsara Söra Tsara Bika Anao, Tsara Toetry
Zaho Aminao Efa Magneky
Fitiavako Anao Fa Mihoam-pefy
Tompon'ny Foko Anao Vedette Ih...
     Tsy Tiako Hitambaragna Amin'ölo Oh
     Koa Misy Mikasika Anao Tonga Dia Mêlé'ko
     Mpialogna Anay Avy Hatrany Dia Miala
     Menimenin-jareo Babe Zaho Tsy Miasalöha

Prés-ref:
          Oh... Atsotsotra, Atsotsotra
          Je Te Veux Près De Moi
          Oh... Atsotsotra, Atsotsotra
          S'il Te Plait Promet Moi Que
Hiara-dia Tsy Hifagnambela
Hifankatia Maré Antsikaroa
Koa Sendra Miady Dia Mifamèla
Tsy Tiako Anao Hiala Lavitry Eh

Refrain:
        Ka Zegny Raha Mandalo Babe On Sans  Ouh...Ouh..
        Tiako Mba Ho Anjarako Anao Io Ouh...Ouh..
        Babe Anao Tsy Tiako Miala Lavitra Anakahy
        Efa Azonao Foko F'aza Magnahy
Raha Ny Fagniriako Agnilanao Fezay
Anjakao Koahy Ty Foko Eh
Fa Ma... (Ah... Ah..., Ouh...)
Ah... Ah...


Andakoro Ao Mamy, Yeah... Eh...

Robins Lyrics
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ckycky
Visites : 40
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Robins13
Date : 16/03/2026 07:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317