Sakina (Ckycky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
#INTRO
Sakina
Sakina rô
Sakina
Sakina oa ah
Sakina
Sakina rô
Sakina
Fa i Sakina rô oh oh oh
Yeah eh eh
Yeah eh eh eh eh-eh

#VERSE
Woh my love sakina
Hatsaragnanao mahavariagna anah
Fitiavako anao mangah
Tsy kopaka am-bava fa marina
Baby you make me loco
Foka foka foko oh
Ombanao zaho mamiko oh
Mamiko mamiko mamiko oh

#BRIDGE
Zaho adala
Mitebiteby
Lalandava
Tsisy anao zaho lay tsy salama
Makekikeky eh
Fintanao mama
Mamaraha satria tiako anao madama
Sakina
Aza ialanao zaho Sakina ah

#PRE-CHORUS
Anh anh anh-anh-anh
Sakina
Mino aho fa tsy ho sakinao
Ny hamitapitaka vadinao
Maratra zaho ialanao
Ah anh-anh-anh Sakina
Sakina rô Sakina
Fa i Sakina mampadala zah (Um-um)

#CHORUS
Fa i Sakina oh
Mampadala anah rô izy eh
Sakina oh
Aza ampijaliagna rô zaho oh
Sakina oh
Mamiko moa anao oh (Eh eh)
Zaho moa tsy ainganao oh (Oh)
Fahasambarako anao oh

#HOOK
Fa i Sakina oh
Mampadala anah rô izy eh (Oh baby oh, oh baby eh)
Sakina oh
Aza ampijaliagna rô zaho oh
Sakina oh
Mamiko moa anao oh (Eh eh)
Zaho moa tsy ainganao oh (Oh)
Fahasambarako anao oh (Yeah-yeah)

#VERSE
Very jery zaho aminao tsy magnino
Zay volagninao araiko tsy magnino
Zaho aza rafesagna fa tsy mandigny
Hiala lavitra antsika lagigny
Hiezaka mafy tsy hamitaka anao zaho
Fa anao aza magnahy (Um-um)

#VERSE
Na maro magnaratsy anao
Zaho ty fa tsy hiala
Tsy ahita karaha anao zaho malala
Zaho taminao tsy mbo nisalasala
Ça fait aiko sika roa mifandanja mama
Sakina
Aza ialanao zaho Sakina

#PRE-CHORUS
Anh anh anh-anh-anh
Sakina
Mino aho fa tsy ho sakinao
Ny hamitapitaka vadinao
Maratra zaho ialanao
Ah anh-anh-anh
Sakina
Sakina rô
Sakina
Fa i Sakina mampadala zaho (Um-um)

#CHORUS
Fa i Sakina oh
Mampadala anah rô izy eh Sakina oh
Aza ampijaliagna rô zaho oh
Sakina oh
Mamiko moa anao oh (Eh eh)
Zaho moa tsy ainganao oh (Oh)
Fahasambarako anao oh

#HOOK
Fa i Sakina oh
Mampadala anah rô izy eh (Oh baby oh, oh baby eh)
Sakina oh
Aza ampijaliagna rô zaho oh
Sakina oh
Mamiko moa anao oh (Eh eh)
Zaho moa tsy ainganao oh (Oh)
Fahasambarako anao oh (Yeah-yeah)
Andakory ao mamy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ckycky
Vangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randriahaja
Daty : 19/01/2026 14:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0742