Cocorico (Ckycky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Cocorico ohCocorico oh
Ah ah ah (eka ah)
Ah ah ah (eka ah)
Ah ah ah
Ah ah ah
Cocorico oh
Gaga anao lasako vadinao
Zah tsy nangalatra fa izy latsaka raisiko antanandrô
Nitaraigny lava izy taminahy
Taminao zegny filafila oh
Fa e tihilomano narotsaka an-drano oh (eh eh eh)
Kotrokotro tsy dignin'amalo oh oh oh (yah yah yah)
Taminô
Taminô
Jaly fo niainany zay taminao
Mitomagny izy tsy ahoanao
Reraka zah mitandregny
Nalaiko izy karakaraiko
Aza magnahy fa io hajaiko
Mombamombanao jiaby fafaiko oh
Lay tsy vitanao vitaiko oh
Aminà
Aminà
Tsy maratra ah (yah yah)
Fitapitaka jiaby igny eh
Tsy hoitanao koa (tsy hoitanao koa)
Da ka magnahy fa zah tsy maditra (tsy maditra)
Jalinao taloha soloiko paradisa
Cocorico oh
Gaga anao lasako vadinao
Zah tsy nangalatra fa izy latsaka raisiko antanandrô
Nitaraigny lava izy taminahy
Taminao zegny filafila oh
Fa e tihilomano narotsaka an-drano oh (eh eh eh)
Kotrokotro tsy dignin'amalo oh oh oh
Azafady
Tsy indroa magnitry ranon'apango oh (oh)
Ditranao olo iaby ni-chapeau (eh)
Efa saika tsy nalaiko igny
Fa vavanao maro mpamaraky tsy mahaligny (nahadigny)
Izy no tiako fa ela fa anao mbola teo
Zah nandigny anao niala
Kanjo anao nagnajimajima oh
Aminà
Aminà
Tsy maratra ah (yah yah)
Fitapitaka jiaby igny eh
Tsy hoitanao koa (tsy hoitanao koa)
Da ka magnahy fa zah tsy maditra (tsy maditra ah)
Jalinao taloha soloiko paradisa
Cocorico oh
Gaga anao lasako vadinao
Zah tsy nangalatra fa izy latsaka raisiko antanandrô
Nitaraigny lava izy taminahy
Taminao zegny filafila oh
Fa e tihilomano narotsaka an-drano oh (eh eh eh)
Kotrokotro tsy dignin'amalo oh oh oh
Cocorico oh
Gaga anao lasako vadinao
Zah tsy nangalatra fa izy latsaka raisiko antanandrô
Nitaraigny lava izy taminahy
Taminao zegny filafila oh
Fa e tihilomano narotsaka an-drano oh (eh eh eh)
Kotrokotro tsy dignin'amalo oh oh oh
Aminà
Aminà
Tsy maratra ah (yah yah)
Fitapitaka jiaby igny eh
Tsy hoitanao koa (tsy hoitanao koa)
Da ka magnahy fa zah tsy maditra (tsy maditra)
Jalinao taloha soloiko paradisa ah
Andakoro ao mamy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CkyckyVangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randriahaja
Daty : 19/01/2026 14:33
