I Love You (Ckycky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IntroLasana Lady-ko Oh...
1_Mino Aho Fa...
Tsapanao...
Zao foko mitempo mido...
Dobodoboka Aminao
Ölo kara Anao Tsy Fagnary
Efa Tsara Mbô Magnaja vady
Ambilà 'Zaho hidônko hipe...
Petrapetraka Akaikinao
Prés:
Agnilanao Zaho Ôh... Milamigny
Enganie Mba Tsy Ho Baraky
Fankatia Jusqu' Farany
Angatahy Mba Tsy Ho Saraky
Mivavaky...
Mangataka Amin'i Allah ( Oh... )
Enganie Tsy Ho Rava ( Eh... )
Inch'allah, Atao Nigga
Ref:
Aaaa ehhh...
I Love You, I Love You ( Aiii eh )
Gyal I Love You
Gyal I Love You More ( Aiii eh )
A Want You, A want You ( Aiii eh )
A want You, Amin''ny Fiainako rô
Fitiavako Anao, Tsy Mba Kilalao
F'aza, Aza miasalöha, Fa Zaho efa Anao
Aaaa ehhh...
I Love You, I Love You ( Aiii eh )
Gyal I Love You
Gyal I Love You More ( Aiii eh )
A Want You, A want You ( Aiii eh )
A want You, Amin''ny Fiainako rô
Fitiavako Anao, Tsy Mba Kilalao
F'aza, Aza miasalöha, Fa Zaho efa Anao
2_Anao Da Tiako, Da Tiako Oh!
Fagniriako Oh! Tsy Atakaloko Rô Zany
Lave Zato Isan-jato Oh!
Anao Apetrako Agnatin'ny Gne Rova
Fayah, Sady Ataoko Fayah
Magneky E Lehilahy Fa Hangala...
Hangala An-tagna Anao Rô Mama...
Prés:
Agnilanao Zaho Ôh... Milamigny
Enganie Mba Tsy Ho Baraky
Fankatia Jusqu' Farany
Angatahy Mba Tsy Ho Saraky
Mivavaky...
Mangataka Amin'i Allah ( Oh... )
Enganie Tsy Ho Rava ( Eh... )
Inch'allah, Atao Nigga
Ref:
Aaaa ehhh...
I Love You, I Love You ( Aiii eh )
Gyal I Love You
Gyal I Love You More ( Aiii eh )
A Want You, A want You ( Aiii eh )
A want You, Amin''ny Fiainako rô
Fitiavako Anao, Tsy Mba Kilalao
F'aza, Aza miasalöha, Fa Zaho efa Anao
Aaaa ehhh...
I Love You, I Love You ( Aiii eh )
Gyal I Love You
Gyal I Love You More ( Aiii eh )
A Want You, A want You ( Aiii eh )
A want You, Amin''ny Fiainako rô
Fitiavako Anao, Tsy Mba Kilalao
F'aza, Aza miasalöha, Fa Zaho efa Anao
ANDAKORO AO MAMY
Aaaa ehhh...
I Love You ( Aiii eh )
I Love You ( Aiii eh )
I Love You More ( Aiii eh )
Amin''ny Fiainako rô...
Fitiavako Anao, Tsy Mba Kilalao
F'aza, Aza miasalöha, Fa Zaho efa Anao
C'est Moi Même Qui A Fait Le Beats
--------
Lien:
