Ckycky
Hampiditra sary Nampiditra Anaf Andriam
25/07/2023 13:23
Hiran'i Ckycky 1 Jereo eto
Vangy : 215
Mpankafy : 0 Ankafizo
25/07/2023 13:23
Hiran'i Ckycky 1 Jereo eto
Vangy : 215
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nianatra tao amin'ny ABC School Antananarivo izy ary niverina tany Morondava ny taona 2016 ka hatramin'ny 2020 izay nanohy ny fianarany tao amin'ny Lycée Privé Catholique Saint-Paul ary tao no nahazoany ny fanadinana Baccalauréat.
Ny taona 2019 izy no nanomboka ny hirany, ary namoaka ny hirany voalohany izy ny taona 2022 izay mitondra ny lohateny hoe « Lesambilo ».
Hevitra momba an'i Ckycky
Mbola tsisy nametraka hevitra