Kilomètre (feat Big MJ) (Ckycky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oyah oyahOh oh oh oh oh
Oyah oyah
Oh oh oh oh oh
Oyah oyah (Andakoro ao mamy)
Oh oh oh oh oh
Oyah oyah
Oh oh
Oyah oyah
Oh oh
Tatoato oh
Varimbariagna matetiky vadiko sa anao mandrato
Oh oh volagno
Volagno aminahy fa tsy magnino
Fantako kiala fa mody gisa
Foko tsy atao fisafisa
Haiko aminao fao mikisakisa
Ka very eh
Vereverenao zaho
Ka vereverenao zaho
Tsy tery eh
Teretereko anao
Tsy teretereko anao
Ka very eh
Vereverenao zaho
Ka vereverenao zaho
Tsy tery eh
Teretereko anao
Ndao moa lie
Zaho alavirinao
Kilo- kilome- kilometatra
Zaho nefa karaha
Efa miezaka miezaka miezaka
Mankatia
Fa tsy nijerenao
Nilaozanao niodikodigna namitapitaka
Diso vé zaho raha misitaka?
Diso vé zaho raha misitaka anao?
Oyah oyah
Oh oh oh oh oh
Oyah oyah
Oh oh oh oh oh
Oyah oyah
Oh oh oh oh oh
Ovah ovah
Oh oh
Oyah oyah
Oh oh
Tatoato oh
Mmmh
Miodikodigna anao aminahy
Tsinjakanao tsy mazava aminahy
Misy raha tsy mazava ay
Koa money ilainao tsy lany eh eh (Tsy lany e, tsy lany e)
Fitiavagna amiako anao mahampy eh
Tsy azoko mihintsy
Ka vereverenao zaho
Vereverenao zaho
Tsy tery eh
Teretereko anao
Teretereko anao
Ka vereverenao zaho
Vereverenao zaho
Tsy tery eh
Teretereko anao (Empaka zaho ay)
Zaho alavirinao
Kilo- kilome- kilometatra
Zaho nefa karaha
Efa miezaka miezaka miezaka
Mankatia
Fa tsy nijerenao
Nilaozanao niodikodigna namitapitaka
Diso vé zaho raha misitaka?
Diso vé zaho raha misitaka anao?
Oyah oyah
Oh oh oh oh oh
Oyah oyah
Oh oh oh oh oh
Oyah oyah
Oh oh oh oh oh
Oyah oyah
Oh oh
Oyah oyah
Oh oh
Raha nanigno marô zaho narianao
Tsara vitako taminao
Solonao zaho havako
I Ckycky eky mahadigny mitomoagny aminao
Fa izy koa zaho aleko mitsinjaka mora eh
Tout le monde mitsinjaka Tsiki-tsiki-tsiki
Tout le monde mitsinjaka Tsiki-tsiki-tsiki
Oyah oyah
Oh oh oh oh oh
Oyah oyah
Oh oh oh oh oh
Oyah oyah
Oh oh oh oh oh
Oyah oyah
Oh oh
Oyah oyah
Oh oh
Oyah oyah
Oh oh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CkyckyVangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randriahaja
Daty : 19/01/2026 14:36
