Ka aria (Ckycky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ka aria zaho laha mety, k'atakalo zaho lia eeh
Tsy soloa moa zaho eih ka abototsy koa 'lay fitiavako eih

Hiteo amin'ny maso aho zakay laha mavandy
Toy fa mibaribary fitiavako anao fa tsy havoniko sasy
Sentiment'ko tsy tako taloha zaho varia nihila 'ty mbao eh
Safira an-tagnako mba s*nabavy fa agnao ro tiako
Ho very anao zao ro tsy zakan'ny saiko

Bridge: (x2)
Tsy raha an-katere io fa sitrapo
Hangalaka anao vinavinako
Hampiakatra anao fagniriako likely eeh

Ref: (x2)
Ka aria zaho laha mety k'atakalo zaho lia eeh
Tsy soloa moa zaho eih ka abototsy koa 'lay fitiavako eih

Mamiratsy masoko mijery agnao fière zaho manana agnao
Abaribariko ça fait fiainako fa feno agnao
Gn'olo mpisopatry k'atao agnatin'ny loha matoa iha sahira te hilitry koa
Ambarao azy fa mandrakizay toa

Bridge: (x2)
...

Ref: (x4)
...

Ka aria zaho laha mety (Ka aria zaho laha mety eeh)
K'atakalo zaho lia eeh ( K'atakalo zaho lia eeeieh)
Tsy soloa moa zaho eih (Tsy soloa moa zaho eh)
Ka abototsy koa 'lay fitiavako eih
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ckycky
Vangy : 1018
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 04/09/2023 22:12
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0122