Ratsam-batan'i Kristy (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny maso tsy mahazo manao amin’ny tanana hoe : tsy mila anao aho ny loha tsy mahazo manao amin’ny tongotra hoe:tsy mila anareo aho
satria vatana iray ihany ka miara-misalahy
Isika re isika re no Eglizy miara-dia
mandray andraikitra miaraka manorina ny vatan’i Kristy
Koa raha mijaly ny rantsam-batana iray
dia miara-mijaly
fa raha nomena voninahitra dia miara-mifaly
satria rantsana amin’ny vatana iray
Isika re isika re no Eglizy miara-dia
mandray andraikitra miaraka manorina ny vatan’i Kristy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 218
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 11/01/2024 09:33