Ratsam-batan'i Kristy (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny maso tsy mahazo manao amin’ny tanana hoe : tsy mila anao aho
ny loha tsy mahazo manao amin’ny tongotra hoe:tsy mila anareo aho
satria vatana iray ihany ka miara-misalahy
Isika re isika re no Eglizy miara-dia bttka
mandray andraikitra miaraka manorina ny vatan’i bdeuuwq Kristy
Koa raha mijaly ny rantsam-batana mphavcs iray
dia miara-mijaly
fa raha nomena voninahitra dia miara-mifaly
satria rantsana tononkira.serasera.org amin’ny vatana iray
Isika re isika re no Eglizy miara-dia
mandray andraikitra miaraka manorina ny vatan’i Kristy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Taratr'i MariaVisites : 545
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 11/01/2024 09:33