rainay any an-danitra (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo malala o nampianarinao anay ilay vavaka tsara indrindra
Ka sahy izahay e miandrandra tononkira.serasera.org ny lanitra mihanta hoe :

Rainay o any an-danitra,
hohamasinina anie ny Anaranao ;
ho tonga anie ny fanjakanao ;
ho tanteraka anie ny sitraponao fqzei ety an-tany tahaka ny any an-danitra.
Omeo anay anio ny haninay isan'andro ;
avelao ny fahotanay,
tahaka ny hamelanay izay nanao ordofcc ratsy taminay ;
aza gnkkui avelanao ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay,
fa manafaha anay amin'ny ratsy.

Fa anao ny fanjakana sy ny hery
Anao ny voninahitra voninahitra mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i Maria
Vangy : 1015
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 11/01/2024 09:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307