rainay any an-danitra (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo malala tononkira.serasera.org o nampianarinao anay ilay vavaka tsara indrindra
Ka sahy izahay e miandrandra ny lanitra mihanta hoe :

Rainay o any an-danitra,
hohamasinina anie ny Anaranao ;
ho tonga anie ny fanjakanao ;
ho tanteraka anie ny sitraponao ety szmsakro an-tany tahaka ny any an-danitra.
Omeo anay anio ny haninay isan'andro ;
avelao ny fahotanay,
tahaka ny hamelanay izay nanao ratsy taminay ;
aza avelanao ho azon'ny fitaoman-dratsy ctfistzb izahay,
fa manafaha anay amin'ny ratsy.

Fa qbeobop anao ny fanjakana sy ny hery
Anao ny voninahitra voninahitra mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Taratr'i Maria
Visites : 1089
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 11/01/2024 09:48
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1189