mpitora-tany (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raona ô ô raona ô
aza variagna magnara-po amin’ny filan’ny nofo
ou ou ou ou
Raona ô ô raona ô
aza sondriagna de minahy amin’ny haratsiam-pagnahy
fa mba miova

Manaova mason’ny mpitora-tany
manaova mason’ny mpitoran-tany
jireo agn’ aloha todiho agn’afara
aia aia aia ro hombana
hiagnavia ve sa hiagnavana
tsinjovo ny hiafaragna
ny lagnitsa ve sa ny afobe
ny lagnitsa ve sa ny afobe
a a a a atsika ny safidy e

2-Aza ny lohasaha mangina ro jirena fa zagnahary an-tampon’ny loha
aza magneky ho resin’ny ratsy fa ireo ratsy reseo amin’ny soa

3-Ny ondry sy ny osy dia havahany
ko izay tsara sitrapo ro ho an-kavanany
Eko ou ou saintsaigno ny ho ela ko tadidio ny ho mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i Maria
Vangy : 538
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 31/10/2023 14:46
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0447