miombona (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zagnahary raiky namoro antsikaMampitoboky amy toy tany toy
Ka hifanoha sy hifagnampy
F’izany gny sitraky ny fony
Rava ny satana gny firesa
Ao gny fankahala, ao gny fitiava tegna
Ao fialogna sy gny fifandrafesa
Ka aoka isika ho tonga say e!o!o
Miombona, miombona longoko ô
Fa Jagnahary raiky namoro antsika
Miombona, miombona a!a!
la Iy raiky no mamelo antsika
Miombona, miombona longoko ô
La Iy raiky avao no hiafarantsika
O!o!o!
Jesoa Kristy Tompo namonjy antsika
Tamy fahalova gny fahafatesa
nanambatsy antsika ho vata raiky agnaminy
F’ijay no sitrak’izy Ray
Fagnahy Masy Raiky nampandroa antsika
Mba samy Janaky ny Ray
Finoa Raiky nomeny antsika
Mba ho fianakavia ny Fiteloa Masina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 206
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 11/01/2024 09:22