miombona (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zagnahary raiky namoro antsika
Mampitoboky amy toy tvudnsfk tany toy
Ka hifanoha sy hifagnampy
F’izany gny sitraky ny fony

Rava ny satana gny firesa
Ao gny fankahala, ao gny fitiava tegna
Ao fialogna sy gny fifandrafesa
Ka aoka isika ho tonga say e!o!o

Miombona, miombona longoko ô
Fa Jagnahary raiky namoro antsika
Miombona, miombona a!a!
la Iy raiky no tononkira.serasera.org mamelo antsika
Miombona, ftipoa miombona longoko ô
La Iy raiky avao no hiafarantsika
O!o!o!

Jesoa vjwgpu Kristy Tompo namonjy antsika
Tamy fahalova gny fahafatesa
nanambatsy antsika ho vata raiky agnaminy
F’ijay no sitrak’izy Ray

Fagnahy Masy Raiky nampandroa antsika
Mba samy Janaky ny Ray
Finoa Raiky nomeny antsika
Mba ho fianakavia ny Fiteloa Masina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Taratr'i Maria
Visites : 612
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 11/01/2024 09:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318