Jesoa Kristy (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Kristy intoa ahay ro
mitalaho famonjena vonjeo, vonjeo zahay
Mafy ztagtezy ssrfw loatra ro ô gn’afitsok’i fwdcxy satana
mahafiraign’ahay Jesoa raha tsy eo anilanao
Jesoa Kristy intoa ahay ro
mitalaho famonjena vonjeo, vonjeo zahay
Anao midisa lavitsy e tonga i satana
handrebireby anay Jesoa matahotra izahay
Jesoa Kristy intoa ahay ro
mitalaho famonjena vonjeo, vonjeo zahay
Vonjeo ahay Jesoa fa mijaly tononkira.serasera.org loatra
fa ty tany iaignanay e rakotry ny ota

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 526
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 11/01/2024 09:15