Jesoa Kristy (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Kristy intoa ahay ro
mitalaho famonjena vonjeo, vonjeo zahay

Mafy loatra ro ô gn’afitsok’i satana
mahafiraign’ahay Jesoa raha tsy eo anilanao

Jesoa Kristy intoa ahay ro
mitalaho famonjena vonjeo, vonjeo zahay

Anao midisa lavitsy e tonga i satana
handrebireby anay Jesoa matahotra izahay

Jesoa Kristy intoa ahay ro
mitalaho famonjena vonjeo, vonjeo zahay

Vonjeo ahay Jesoa fa mijaly loatra
fa ty tany iaignanay e rakotry ny ota

Jesoa Kristy intoa ahay ro
mitalaho famonjena vonjeo, vonjeo zahay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Taratr'i Maria
Visites : 119
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 11/01/2024 09:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0848