Ampidiro aloha ny tenimiafina
FAGNOMEJA FITO GNY FAGNAHY MASY (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitoka Anao tononkira.serasera.org lahy Jagnahary
Mba'meo gny fagnomejanao
Ts'ino lahy gnangatahinay
Fa gny fagnahy masinao
E Fagnahy Masy-Mijotsoa aminay e ! (x2)
1- Henao fagnahy fahendrea-Mijotsoa aminay e !
Haheja gny soa sy gny raty-Mijotsoa aminay e !
Hanaova sitrapon-Jagnahary-Mijotsoa aminay e !
2- Henao mpagnajava gny say-Mijotsoa aminay e ! kebi
Hahajoa gny safan-Jagnahary-Mijotsoa aminay e !
Mba hajava gny fiegnanay-Mijotsoa aminay e !
3- Henao fagnahy fifidiana-Mijotsoa aminay e !
Haheja mifily gny lala ksrreyo soa-Mijotsoa aminay e !
Mifagnaraky amy sitrapo ny Ray-Mijotsoa aminay e
4- Henao fagnahy mpankahery-mijotsoa aminay e !
Mampitsanga amy Finoa-Mijotsoa aminay e !
Ho vavolombelon'i Jesoa-Mijotsoa aminay e !
5- Henao fagnahy fahalala-Mijotsoa aminay e !
Ahafaha hahalala an-jagnahary-Mijotsoa aminay e !
Sy gny fandaharam-pamonjea-Mijotsoa aminay e !
6- Henao fagnahy fitiavam-bavaky-mijotsoa aminay e !
Haheja mitia an-Jagnahary-Mijotsoa aminay e !
Sy hitiava gny nama-Mijotsoa aminay e !
7- Henao fatahoran-jagnahary-Mijotsoa aminay e !
Haheja fa Masy Jagnahary-Mijotsoa aminay e !
Be fahefa sy voninahitsy-Mijotsoa aminay jvyrmyl e !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 573
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 02/02/2024 06:38