Ampidiro aloha ny tenimiafina
FAGNOMEJA FITO GNY FAGNAHY MASY (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitoka Anao lahy Jagnahary
Mba'meo gny fagnomejanao
Ts'ino lahy gnangatahinay tononkira.serasera.org
Fa gny fagnahy masinao
E Fagnahy Masy-Mijotsoa aminay e ! (x2)
1- Henao fagnahy fahendrea-Mijotsoa aminay e !
Haheja gny soa sy gny raty-Mijotsoa aminay e !
Hanaova sitrapon-Jagnahary-Mijotsoa aminay e !
2- Henao mpagnajava gny say-Mijotsoa aminay ayskdez e !
Hahajoa gny safan-Jagnahary-Mijotsoa aminay e !
Mba hajava gny fiegnanay-Mijotsoa aminay e !
3- Henao fagnahy fifidiana-Mijotsoa aminay e !
Haheja mifily gny lala soa-Mijotsoa aminay e !
Mifagnaraky amy sitrapo ny Ray-Mijotsoa aminay e
4- Henao fagnahy mpankahery-mijotsoa aminay e !
Mampitsanga aeqyrvd amy Finoa-Mijotsoa aminay e !
Ho vavolombelon'i Jesoa-Mijotsoa aminay e !
5- Henao fagnahy fahalala-Mijotsoa aminay e !
Ahafaha hahalala an-jagnahary-Mijotsoa aminay e !
qnrmf Sy gny fandaharam-pamonjea-Mijotsoa aminay e !
6- Henao fagnahy fitiavam-bavaky-mijotsoa aminay e !
Haheja mitia an-Jagnahary-Mijotsoa aminay e !
Sy hitiava gny nama-Mijotsoa aminay e !
7- Henao fatahoran-jagnahary-Mijotsoa aminay e !
Haheja fa Masy Jagnahary-Mijotsoa aminay e !
Be fahefa sy voninahitsy-Mijotsoa aminay e !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Taratr'i MariaVisites : 546
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 02/02/2024 06:38