Ampidiro aloha ny tenimiafina
VONONA AHO (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sitrako tononkira.serasera.org ry lhrojesv Ray ny safidy nomenao ahy
Tsy noho ny fahamendrehako fa ny Fitiavanao
Na dia osa sy malemy aza aho dia nantsoinao
Ka ny fahasoavanao no mampatoky ahy
Ray ô vonona aho hanolotra ny tenako ho Anao
Vonona aho ka raiso hanara-dia Anao mandrakizay
Safidiko ny hanompo Anao mandrakizay
Tompo ô, inty aho fa vonona ka iraho
Ny ho Anao satria ampy ho ahy ny fitiavanao
Mahagaga loatra ny atigvkzr asanao maha te hidera
Izany indrindra mahatonga ahy miroso manolo-tena
Indro ny tenako atolotro ho usrifygg valim-pitia
Faniriako ny hanaraka Anao mandrakizay ho doria
Sarotra ny lalana, malama sady mideza
Ny hery avy Aminao no ho ampingako mateza
Ny Fitiavanao no itokiako hatrany hatrany
Zay efa nambomba ny fiainako mandrak’androany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 528
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 08:39