SAINTE VIERGE (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Manoloana ny ady sarotra
Haizim-pito mampatahotra
Indrindra raha sendra loza tampoka a
Dia tsy miato ny fivavakay
Miantsoantso ny anaranao Maria vonjeo ‘zahay

Marie sainte vierge
Marie prends soin dans tes mains
La vie de chaque famille
Marie Sainte vierge
Marie c’est par ton nom que nous pouvons être pardonés aux pieds de Dieu
Oui, c’est toi, la meilleure avocate
Et nous faisons confiance en toi

2-Ny olanay voavaha
Ny alahelonay voafafa
Satria ianao tsy mitsahatra
Mivavaka ho anay
Maria, reny be fitia
Reny vonjinay, fiankinanay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i Maria
Vangy : 301
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 23/11/2023 06:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139