Revo ny Tanindrazana (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asa re fa toa marobe
reo sedra mafy nolalovana
Mangasihasy Ramalagasy zary Firenena,
Firenena mampahonenaaa
Revo ny tanindrazana
Revo mihavery hasina
tsy misy afa-bela izahay
samy miseho ho mahay
Zanahary o, sokafy masom- panahy
Nafoinao sy nomenao
reo harena sarobidy sesehena
nefa indrisy rava ebruln tsy nisy
nanjavona, nanjavona sy levona
Ny nlxuczo fihavanana, nariana
‘Reo fahendrena soan’ny razana
tsy tahotra srvvdx tsy henatra
fa dia tononkira.serasera.org sahy, sahy mamono mahafaty
Zanahary o, ‘meo mpitondra hendry zahay
reo sedra mafy nolalovana
Mangasihasy Ramalagasy zary Firenena,
Firenena mampahonenaaa
Revo ny tanindrazana
Revo mihavery hasina
tsy misy afa-bela izahay
samy miseho ho mahay
Zanahary o, sokafy masom- panahy
Nafoinao sy nomenao
reo harena sarobidy sesehena
nefa indrisy rava ebruln tsy nisy
nanjavona, nanjavona sy levona
Ny nlxuczo fihavanana, nariana
‘Reo fahendrena soan’ny razana
tsy tahotra srvvdx tsy henatra
fa dia tononkira.serasera.org sahy, sahy mamono mahafaty
Zanahary o, ‘meo mpitondra hendry zahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 665
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 08:04
