Revo ny Tanindrazana (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asa re fa toa marobe
reo sedra mafy nolalovana
Mangasihasy Ramalagasy zary Firenena,
Firenena mampahonenaaa
Revo ny tanindrazana
Revo mihavery hasina
tsy kpnjgmcq misy afa-bela izahay
samy miseho ho mahay
Zanahary o, sokafy masom- mbycawi panahy
Nafoinao sy nomenao
reo harena sarobidy sesehena
nefa indrisy hqzb rava tsy nisy
nanjavona, nanjavona sy levona
Ny fihavanana, nariana
‘Reo fahendrena soan’ny razana
tsy tahotra tsy henatra
fa dia sahy, sahy mamono mahafaty
Zanahary o, ‘meo tononkira.serasera.org mpitondra hendry zahay
reo sedra mafy nolalovana
Mangasihasy Ramalagasy zary Firenena,
Firenena mampahonenaaa
Revo ny tanindrazana
Revo mihavery hasina
tsy kpnjgmcq misy afa-bela izahay
samy miseho ho mahay
Zanahary o, sokafy masom- mbycawi panahy
Nafoinao sy nomenao
reo harena sarobidy sesehena
nefa indrisy hqzb rava tsy nisy
nanjavona, nanjavona sy levona
Ny fihavanana, nariana
‘Reo fahendrena soan’ny razana
tsy tahotra tsy henatra
fa dia sahy, sahy mamono mahafaty
Zanahary o, ‘meo tononkira.serasera.org mpitondra hendry zahay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 717
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 28/12/2023 08:04
