Ampidiro aloha ny tenimiafina
mpanota aho (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpanota aho Tompo ô tsy mendrika Anao
nefa natsanganao ho Zanakao
Nodiovinao tamy fahotako aho
ho mendrika ho tononkira.serasera.org zanakao
Tsy navelany ho resin’ilay ratsy aho
nasandrany hiombona amin-Janany
Tsy mivadika Andriamanitra izay miantso ahy
Hiombona amin'ny fahasoavany
Hanan-karena amin'ny teniny sy diiw ny Fahalalana pxyrkwuz rehetra O o o
Olombelona aho Tompo o osa sy malemy
Nefa nantsoinao ho irakao
Najoronao tamy fahalemeko aho
Ho mendrika ho irakao
Tsy navelany tamin'ny fahosako aho
F'ankahereziny amin'ny Fanahiny
Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao ahy
Tsy ho foana aho fa eo ny fahasoavany
mampijoro ahy ho iraka Ooo
Tompo ô! Inona re no atolotro anao
Mba hisaorako Anao
Horaisiko ity kalisim-pamonjena
Ary hantsoiko ny anaranao
Tompo ô, hisaorako Ianao
Tompo ô, qnnk ny tenako atolotro Anao
Tompo ô, vonona aho ho irakao
nefa natsanganao ho Zanakao
Nodiovinao tamy fahotako aho
ho mendrika ho tononkira.serasera.org zanakao
Tsy navelany ho resin’ilay ratsy aho
nasandrany hiombona amin-Janany
Tsy mivadika Andriamanitra izay miantso ahy
Hiombona amin'ny fahasoavany
Hanan-karena amin'ny teniny sy diiw ny Fahalalana pxyrkwuz rehetra O o o
Olombelona aho Tompo o osa sy malemy
Nefa nantsoinao ho irakao
Najoronao tamy fahalemeko aho
Ho mendrika ho irakao
Tsy navelany tamin'ny fahosako aho
F'ankahereziny amin'ny Fanahiny
Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao ahy
Tsy ho foana aho fa eo ny fahasoavany
mampijoro ahy ho iraka Ooo
Tompo ô! Inona re no atolotro anao
Mba hisaorako Anao
Horaisiko ity kalisim-pamonjena
Ary hantsoiko ny anaranao
Tompo ô, hisaorako Ianao
Tompo ô, qnnk ny tenako atolotro Anao
Tompo ô, vonona aho ho irakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 504
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 09:11
