mpanjakan'ny mpanjaka (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Kristy ilay mpanjakantsika e
Mpanjaka mahery e mpanjaka mahery
Jesoa Kristy ilay mpanjakantsika e
Mpanjaka mahery mpanjaka mahery
mpanjaka mahery

Mpanjakan’ny mpanjaka Izy ilay Tompon’ny Tompo
Ilay mahery indrindra Izy e
Ooo hobio ankalazao ilay Mpanjakantsika e

Tompon’ny lanitra  Izy ilay be voninahitra Zanak’Andriamanitra
ooo DERAO ankalazao ilay Mpanjakantsika e

Ilay nanetry tena hitondra famonjena
hiaro ny firenena Izy e
ooo HIRAO ankalazao ilay Mpanjakantsika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i Maria
Vangy : 184
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 09:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0802