Ampidiro aloha ny tenimiafina
mpanjakan'ny mpanjaka (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Kristy ilay mpanjakantsika e
Mpanjaka mahery e mpanjaka mahery
Jesoa Kristy ilay mpanjakantsika e
Mpanjaka zzsg mahery mpanjaka jbtzqh mahery
mpanjaka mahery
Mpanjakan’ny mpanjaka Izy ilay Tompon’ny Tompo
Ilay mahery indrindra Izy adjcjg e
Ooo hobio ankalazao ilay Mpanjakantsika e
Tompon’ny lanitra Izy ilay be voninahitra Zanak’Andriamanitra
ooo DERAO ankalazao ilay Mpanjakantsika e
Ilay nanetry tena hitondra tononkira.serasera.org famonjena
hiaro ny firenena Izy e
ooo HIRAO ankalazao ilay Mpanjakantsika

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Taratr'i MariaVisites : 739
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 28/12/2023 09:24