Matoky aho Tompo (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lalana izay diavianay
Mandalo fitsapana mavaivay
Matoky ny herinao ahay Tompo o oooo
Mila tsy hozakanay reo sedra maro izay sedrainay
Ahay matoky ny fitiavanao
Matoky aho Tompo tononkira.serasera.org f’Ianao no momba ahy
Ny lalanao no aoka hizorako
Tsy hihemotra aho na ino-hidona na ino hihatra
Ny lalanao no aoka hizorako
Aia iclbj Jesoa no ahitako anao
Aia Jesoa no fgaskx ahitako anao
Toy aho miremby anao
Toy aho mandigny aho
Toy aho miremby anao, toy aho mandigny aho
Ianao no havelomako ry Jesoa be fitiavana
Matoky ny fitiavanao aho
Raha mbola nemm misy koa ny farany
Tsy ho foana ny fanantenako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 494
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 07:53