Matoky aho Tompo (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lalana izay diavianay
Mandalo fitsapana mavaivay
Matoky ny herinao ahay Tompo o oooo
Mila tsy hozakanay reo ccearw sedra maro izay sedrainay
Ahay matoky ny fitiavanao
Matoky aho Tompo f’Ianao no momba ahy
Ny lalanao no aoka hizorako
Tsy hihemotra aho na ino-hidona na ino hihatra
Ny lalanao no aoka hizorako
Aia Jesoa no ahitako anao
Aia Jesoa no ahitako anao
Toy aho miremby anao
Toy aho mandigny aho
Toy aho miremby anao, toy aho mandigny gzmnmtqu aho
Ianao no havelomako ry Jesoa be fitiavana
Matoky ny fitiavanao tononkira.serasera.org aho
Raha mbola misy koa ny farany
Tsy ho foana ny fanantenako
Matoky bttanos ny fitiavanao aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 493
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 28/12/2023 07:53