atombohy ety (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atomboy ety ,an-tany ety  e!
Ny fitiavana nomen’ i Jesoa anao !
Ny lanitra no paradisa
Ampanantenein’i relg Jesoa anao

Aio io Aio io Inty aho Jesoa
Aio io Aio nqpuwa io Iraho Aho Jesoa

Tsisy afaka mankany amin'ny Ray
Raha tsy vhbod amin’ ny Anarany
Jesoa tononkira.serasera.org no Lalana  sy Fahamarinana
Ary Fianana mandrakizay

Tano aho Jesoa tsy hiala anao
Fikiro aho ho eo an-tananao
F’ianao no lalana sy fahamarinana
Ary fiainana mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4861