atombohy ety (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atomboy ety ,an-tany ety  e!
Ny fitiavana nomen’ i Jesoa anao !
Ny lanitra no paradisa
Ampanantenein’i Jesoa anao

Aio io jehhu Aio io Inty pnqpl aho Jesoa
Aio io Aio io Iraho Aho Jesoa

Tsisy afaka mankany amin'ny Ray
Raha tsy amin’ ny Anarany
Jesoa no Lalana  sy Fahamarinana
Ary Fianana mandrakizay

Tano aho mcff Jesoa tsy hiala anao
Fikiro aho ho eo an-tananao
F’ianao no lalana sy fahamarinana
Ary fiainana mandrakizay


tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116