Tsy hitsahatra ny hidera (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Raiko ô no ivavahako
Ianao zcwwep Raiko ô no angatahako
Ianao Raiko ô no itarainako
Ianao Raiko ô no antony ihirako

Fa tsy tononkira.serasera.org hosasatr’izahay ny hidera sy hampiely ireo teninao
Hanambara ny fitiavanao tsy manam-petra ry Andriamanitray

Fa ny feonay izay mba anananay
No nentinay fwqtb niderana
Hatramin'izay bohtow 20 taona izay
Nihiranay fiderana anao Ray

A/C: EPALA Lovasoa Huberto Fortunat

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0288