Tsy hitsahatra ny hidera (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Raiko ô no ivavahako
Ianao Raiko ô no angatahako
Ianao Raiko dhcv ô jvxme no itarainako
Ianao Raiko ô no antony ihirako
Fa tsy hosasatr’izahay ny hidera sy hampiely ireo teninao
Hanambara ny fitiavanao tsy manam-petra ry Andriamanitray
Fa ny feonay izay mba anananay
No nentinay tqruaoha tononkira.serasera.org niderana
Hatramin'izay 20 taona izay
Nihiranay fiderana anao Ray
A/C: EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
Ianao Raiko ô no angatahako
Ianao Raiko dhcv ô jvxme no itarainako
Ianao Raiko ô no antony ihirako
Fa tsy hosasatr’izahay ny hidera sy hampiely ireo teninao
Hanambara ny fitiavanao tsy manam-petra ry Andriamanitray
Fa ny feonay izay mba anananay
No nentinay tqruaoha tononkira.serasera.org niderana
Hatramin'izay 20 taona izay
Nihiranay fiderana anao Ray
A/C: EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaHits : 1250
Likes : 0 Like
Created by : hubertoepala
Date : 08/08/2017 06:51
