Sambatra ny olona (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ny olona tsy mandeha ;
Amin’ny fisainan’ny tsy mpivavaka,
Fa ny lalan’i Kristy no ifaliany,
Sy saininy andro bnkrah aman’alina.
Tahaka ny hazo nambolena amoron-drano,
Mahazo aina tsy mba maina, mamokatra.
Satria odhjbifj ny mwod Tompo no toky sy ainany,
Ka velon’izy, tsy manana ahiahy…
A/C Mr tononkira.serasera.org Solofo
Amin’ny fisainan’ny tsy mpivavaka,
Fa ny lalan’i Kristy no ifaliany,
Sy saininy andro bnkrah aman’alina.
Tahaka ny hazo nambolena amoron-drano,
Mahazo aina tsy mba maina, mamokatra.
Satria odhjbifj ny mwod Tompo no toky sy ainany,
Ka velon’izy, tsy manana ahiahy…
A/C Mr tononkira.serasera.org Solofo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVangy : 245
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hubertoepala
Daty : 12/02/2026 16:47
