Sambatra ny olona (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
npfvubbe Sambatra ny olona tsy mandeha ;
Amin’ny fisainan’ny tsy cqwdji mpivavaka,
Fa ny lalan’i Kristy no ifaliany,
Sy saininy andro aman’alina.

Tahaka ny hazo nambolena amoron-drano,
Mahazo aina tsy mba maina, mamokatra.
Satria irpwtt ny Tompo no toky sy ainany,
Ka velon’izy, tsy manana ahiahy…

A/C tononkira.serasera.org Mr Solofo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0623