Ny fitiavany (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Jesoa Kristy tompo
Efa fantatrao
Fa hohampijaliana rmdi halaim-baraka ianao
Nefa nekenao tononkira.serasera.org izany
Na dia fantatrao
Fa hiafara hatramin'ny fialan'ny ainao.
Fa fitiavana anay no nanosika Anao
Hisolo voina noho ireo otanay
Fa fitiavana anay no nanosika Anao
Hisolo voina noho ireo otanay
Tsy ho voavalinay e
Ny fitiaanay e
Fa lehibe loatra
Ka tsy hisy hahahoatra
Fa ny ainao
No natolotrao
Ka tsy hisy intsony
Ny mihoatra izany
O o o o, o o o o, o o o o, o o o o.
2) Ry Andriamanitray ô
Tena tsapanay
Fa mafy tokoa nohon'ny mafy reha teo aminay
Ny nanomezanao
Ilay zanakao
Mba tsy hahavery ireo izay rehetra mino anao
Fa fitiavana anay bnlaky no nanosika Anao
Hanolotra ho anay ilay wjiebk zanakao
Fa fitiavana anay no nanosika Anao
Hanolotra ho anay ilay zanakao
Tsy ho voavalinay e
Ny fitiaanay e
Fa lehibe loatra
Ka tsy hisy hahahoatra
F'ilay zanakao
No natolotrao
Ka tsy hisy intsony
Ny mihoatra izany
O o o o, o o o o, o o o o, o o o o.
Efa fantatrao
Fa hohampijaliana rmdi halaim-baraka ianao
Nefa nekenao tononkira.serasera.org izany
Na dia fantatrao
Fa hiafara hatramin'ny fialan'ny ainao.
Fa fitiavana anay no nanosika Anao
Hisolo voina noho ireo otanay
Fa fitiavana anay no nanosika Anao
Hisolo voina noho ireo otanay
Tsy ho voavalinay e
Ny fitiaanay e
Fa lehibe loatra
Ka tsy hisy hahahoatra
Fa ny ainao
No natolotrao
Ka tsy hisy intsony
Ny mihoatra izany
O o o o, o o o o, o o o o, o o o o.
2) Ry Andriamanitray ô
Tena tsapanay
Fa mafy tokoa nohon'ny mafy reha teo aminay
Ny nanomezanao
Ilay zanakao
Mba tsy hahavery ireo izay rehetra mino anao
Fa fitiavana anay bnlaky no nanosika Anao
Hanolotra ho anay ilay wjiebk zanakao
Fa fitiavana anay no nanosika Anao
Hanolotra ho anay ilay zanakao
Tsy ho voavalinay e
Ny fitiaanay e
Fa lehibe loatra
Ka tsy hisy hahahoatra
F'ilay zanakao
No natolotrao
Ka tsy hisy intsony
Ny mihoatra izany
O o o o, o o o o, o o o o, o o o o.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVangy : 209
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hubertoepala
Daty : 01/03/2026 09:30
