Feno ny Fanahy Masina (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Talohan’ny niakaran’i Jesoa
Ho any amin’ny Ray
Dia nanafatra hoe:
“Aza miala ao Jerosalema Ianareo mpianatro.
Mandra-pandefako ny fanahy Masina”
Falifaly ny fonay nguhshg Jesoa
Nomenao Fanahy Masina
Izay dimbin’ny tononkira.serasera.org Apôstôly
Hanaraka Anao izahay!
Ny Orimbaton’ny Fanantenana
Telopolo taona nijoroana
Hanohy ny sryl asa, hitory ny evanjely!
Ho voninahitr’Andriamanitra Ray!
2-Tamin’izay andro izay
Raha nivory ireo mpianatra ireo,
dia nisy lehilahy maro mitarehy
tarehin’afo, no indro niseho!
Ka samy feno ny, owtufgmk Fanahy Masina, izy ireo!
A/C RAOLOTIANA Herizo.
Ho any amin’ny Ray
Dia nanafatra hoe:
“Aza miala ao Jerosalema Ianareo mpianatro.
Mandra-pandefako ny fanahy Masina”
Falifaly ny fonay nguhshg Jesoa
Nomenao Fanahy Masina
Izay dimbin’ny tononkira.serasera.org Apôstôly
Hanaraka Anao izahay!
Ny Orimbaton’ny Fanantenana
Telopolo taona nijoroana
Hanohy ny sryl asa, hitory ny evanjely!
Ho voninahitr’Andriamanitra Ray!
2-Tamin’izay andro izay
Raha nivory ireo mpianatra ireo,
dia nisy lehilahy maro mitarehy
tarehin’afo, no indro niseho!
Ka samy feno ny, owtufgmk Fanahy Masina, izy ireo!
A/C RAOLOTIANA Herizo.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVangy : 316
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hubertoepala
Daty : 12/02/2026 17:03
