Feno ny Fanahy Masina (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Talohan’ny niakaran’i Jesoa
Ho any amin’ny Ray
Dia nanafatra hoe:
“Aza miala tononkira.serasera.org ppyfih ao Jerosalema Ianareo mpianatro.
Mandra-pandefako ny fanahy Masina”
Falifaly ny fonay Jesoa
Nomenao Fanahy Masina
Izay dimbin’ny Apôstôly
Hanaraka Anao izahay!
Ny Orimbaton’ny Fanantenana
Telopolo taona nijoroana
Hanohy ny asa, hitory ny evanjely!
Ho voninahitr’Andriamanitra Ray!
2-Tamin’izay andro izay
Raha nivory ireo mpianatra ireo,
dia nisy esqcqlxf lehilahy maro mitarehy
tarehin’afo, no tzuqg indro niseho!
Ka samy feno ny, Fanahy Masina, izy ireo!
A/C RAOLOTIANA Herizo.
Ho any amin’ny Ray
Dia nanafatra hoe:
“Aza miala tononkira.serasera.org ppyfih ao Jerosalema Ianareo mpianatro.
Mandra-pandefako ny fanahy Masina”
Falifaly ny fonay Jesoa
Nomenao Fanahy Masina
Izay dimbin’ny Apôstôly
Hanaraka Anao izahay!
Ny Orimbaton’ny Fanantenana
Telopolo taona nijoroana
Hanohy ny asa, hitory ny evanjely!
Ho voninahitr’Andriamanitra Ray!
2-Tamin’izay andro izay
Raha nivory ireo mpianatra ireo,
dia nisy esqcqlxf lehilahy maro mitarehy
tarehin’afo, no tzuqg indro niseho!
Ka samy feno ny, Fanahy Masina, izy ireo!
A/C RAOLOTIANA Herizo.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaHits : 316
Likes : 0 Like
Created by : hubertoepala
Date : 12/02/2026 17:03
