Tanora voninkazo soa (Chorale Mimoza FLM Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ueggje Misy ilàna anao tanora voninkazo soa
Hanasoa ny firenena amin'ny herinao
Misy ilàna iyejsgeq anao tanora vonona tokoa
Hanasoa ny firenena amin'ny sainao
Mbola be ny namanao very ka zahao
Fa miandry ny mazava izay
Mamiratra aminao
Ny saina anananao, fanahy, hery koa
Ampiasao amin'ny asa mahasoa
Harena miafina tsy misy toa anao
Ka avia miasa hanasoa izao
Hamasino koa ny tenanao tanora o
Hanamasina ny asa iantsorohanao
Sao malemy an-dalana ianao ry namako o
Manangoly koa satana ilay declaef rafinao
Mbola tononkira.serasera.org be ny namanao very fa zahao...
Hanasoa ny firenena amin'ny herinao
Misy ilàna iyejsgeq anao tanora vonona tokoa
Hanasoa ny firenena amin'ny sainao
Mbola be ny namanao very ka zahao
Fa miandry ny mazava izay
Mamiratra aminao
Ny saina anananao, fanahy, hery koa
Ampiasao amin'ny asa mahasoa
Harena miafina tsy misy toa anao
Ka avia miasa hanasoa izao
Hamasino koa ny tenanao tanora o
Hanamasina ny asa iantsorohanao
Sao malemy an-dalana ianao ry namako o
Manangoly koa satana ilay declaef rafinao
Mbola tononkira.serasera.org be ny namanao very fa zahao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Mimoza FLM Antsirabe AntampontananaVangy : 2554
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jantina
Daty : 16/06/2014 18:40
